|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 atsimo andrefana |
| Singan-teny | 2atsimo, 3andrefana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5sisiny iadian' ny lafiny atsimo sy ny lafiny andrefana.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Vazaha voanjo naka toerana tao atsimo andrefan' i Moramanga tao
[2.643#34]
7 Tanàna malaza tany Asia Minora, tao akaikin' ny vodivona atsimoandrefana indrindra, iza. [1.38#569] |
| Voambolana | 8 Toerana |
| Teny iditra (2/2) | 9 Atsimo Andrefana |
| Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
11faritra anatin' ny faritanin' i Toliara.
[3.1] |
| Voambolana | 12 Pôlitika |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
35 Ny faritra roa ambin' ny roapolo |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 36 Atsimo Andrefana, atsimo andrefana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|